Fandaharan'asa ho an'ny taom-pambolen-kazo 2021-2022 - Atsimo Andrefana

Release Date:

Fandaharana mikasika ny fandaharan'asa ho an'ny taom-pambolen-kazo 2021-2022, ho an'ny faritra Atsimo Andrefana. Novokarin'ny tetik'asa APAA - Asa sy Paikady iarovana ny Ala maiky sy ny Ala tsilo. Notontosain'ny fitaleavam-paritry serasera sy ny kolotsaina aty Atsimo Andrefana.
Ny tetik'asa APAA dia tetik'asa an'ny ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, vatsian'ny PNUD - Programme des Nations Unies pour le Développement sy ny FEM - Fonds pour l'Environnement Mondial vola. Ny Sage Fampandrosoana Maharitra no mpanatanteraka eny ifotony.

Fandaharan'asa ho an'ny taom-pambolen-kazo 2021-2022 - Atsimo Andrefana

Title
APAA
Copyright
Release Date

flashback